Jeremia 7:31 MG1865

31 Ary izy nanorina ireo fitoerana avo any Tofeta, izay ao amin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinema, handoroany ny zananilahy sy ny zananivavy amin'ny afo; Nefa zavatra tsy mba nandidiako na tao an-tsaiko akory aza izany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:31 amin'ny teny manodidina.