Jeremia 8:12 MG1865

12 Nomenarina izy noho ny nanaovany fahavetavetana, nefa tsy mba menatra akory izy, ary tsy mba valahara; Koa ho lavo ao amin'izay lavo izy, amin'ny andro hamaliana azy dia ho tafintohina izy, ho Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:12 amin'ny teny manodidina.