Jeremia 8:13 MG1865

13 Hakifako tokoa izy, hoy Jehovah; Tsy mamoa ny voaloboka, ary tsy misy voany ny aviavy, malazo ny raviny; Ary nanendry izay hanafika azy Aho.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:13 amin'ny teny manodidina.