Jeremia 8:14 MG1865

14 Nahoana isika no mbola mipetra-poana? Mivoria ianareo, ka andeha isika hiditra any an-tanàna mimanda, ka dia ho faty ao; fa Jehovah Andriamanitra efa nanendry antsika ho faty ka nanome rano mangidy hosotrointsika Noho ny nanotantsika tamin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 8

Jereo Jeremia 8:14 amin'ny teny manodidina.