Jeremia 9:18 MG1865

18 Fa misy feo midradradradra re any Ziona hoe: Indrisy! rava isika; Afa-baraka indrindra isika, satria tsy maintsy mamoy ny tany, fa efa narodana ny trano nitoerantsika.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 9

Jereo Jeremia 9:18 amin'ny teny manodidina.