Jeremia 9:19 MG1865

19 Nefa mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo vehivavy, ary aoka hohenoin'ny sofinareo ny tenin'ny vavany, ka ampianaro fidradradradrana ny zanakavavinareo, ary samia mampianatra hira fahalahelovana ny namany avy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 9

Jereo Jeremia 9:19 amin'ny teny manodidina.