Jeremia 9:20 MG1865

20 Fa ny fahafatesana efa nananika ny varavarankelintsika ka niditra tao an-dapantsika, mba handringana ny ankizy madinika tsy ho eny an-dalambe sy ny zatovo tsy ho eny an-kalalahana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 9

Jereo Jeremia 9:20 amin'ny teny manodidina.