21 Ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Hiampatrampatra ny fatin'ny olona ka ho tonga tahaka ny zezika eny an-tsaha sy tahaka ny amboara nilaozan'ny mpijinja, Izay tsy misy manangona azy.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 9
Jereo Jeremia 9:21 amin'ny teny manodidina.