22 Izao no lazain'i Jehovah: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny, ary aoka ny mahery tsy hirehareha amin'ny heriny, ary aoka ny manan-karena tsy hirehareha amin'ny hareny;
Vakio ny toko manontolo Jeremia 9
Jereo Jeremia 9:22 amin'ny teny manodidina.