21 sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tany an-kibon'ineny, ary mitanjaka no hiverenako any; Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah
Vakio ny toko manontolo Joba 1
Jereo Joba 1:21 amin'ny teny manodidina.