Joba 10:12 MG1865

12 Aina sy famindram-po no nomenao ahy; Ary ny fiahianao no niaro ny aiko.

Vakio ny toko manontolo Joba 10

Jereo Joba 10:12 amin'ny teny manodidina.