Joba 10:15 MG1865

15 Raha meloka aho, dia lozako! Ary na dia marina aza aho, dia tsy ho sahy miandrandra, satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.

Vakio ny toko manontolo Joba 10

Jereo Joba 10:15 amin'ny teny manodidina.