Joba 10:18 MG1865

18 Ka nahoana no namoaka ahy foana avy tany am-bohoka Hianao? Fa raha tsy izany, dia ho niala aina aho, ka tsy mba nisy maso nahita ahy akory.

Vakio ny toko manontolo Joba 10

Jereo Joba 10:18 amin'ny teny manodidina.