Joba 11:12 MG1865

12 Koa na dia ny olom-poana aza dia hahazo fahendrena, ary na dia ny zanaky ny boriki-dia aza dia hateraka ho olombelona.

Vakio ny toko manontolo Joba 11

Jereo Joba 11:12 amin'ny teny manodidina.