Joba 11:6 MG1865

6 Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina, fa tsy hita lany izany, ka dia ho fantatrao fa tsy dia novalian'Andriamanitra avokoa ny helokao.

Vakio ny toko manontolo Joba 11

Jereo Joba 11:6 amin'ny teny manodidina.