Joba 16:15 MG1865

15 Lamba fisaonana no voazaitrako hanarona ny hoditro, ary nalàko baraka tamin'ny vovoka ny tandroko.

Vakio ny toko manontolo Joba 16

Jereo Joba 16:15 amin'ny teny manodidina.