9 Amin'ny fahatezerany no amiravirany sy andrafiany ahy, mihidy vazana amiko Izy; Eny, miseho ho fahavaloko Izy ka mampivandravandra ny masony amiko;
Vakio ny toko manontolo Joba 16
Jereo Joba 16:9 amin'ny teny manodidina.