Joba 19:21 MG1865

21 Mamindrà fo amiko, mamindrà fo amiko ianareo, ry sakaizako ô; fa ny tànan'Andriamanitra efa mikasika ahy.

Vakio ny toko manontolo Joba 19

Jereo Joba 19:21 amin'ny teny manodidina.