Joba 21:17 MG1865

17 Indraindray foana no mba maty ny jiron'ny ratsy fanahy, sy tonga ny loza manjo azy. Ary amelaran'Andriamanitra fandrika ireny noho ny fahatezerany,

Vakio ny toko manontolo Joba 21

Jereo Joba 21:17 amin'ny teny manodidina.