Joba 28:4 MG1865

4 Mihady lavaka mihalavitra amin'izay itoeran'olona izy ka tsy ampoizin'ny tongotra akory, ary mihantona sy mitsingevaheva any ambany lavitra ny olona izy.

Vakio ny toko manontolo Joba 28

Jereo Joba 28:4 amin'ny teny manodidina.