16 Efa ray ho an'ny malahelo aho, ary ny adin'ny olona tsy fantatro aza nodinihiko.
Vakio ny toko manontolo Joba 29
Jereo Joba 29:16 amin'ny teny manodidina.