Joba 30:1 MG1865

1 Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy na dia izay tokon-jandriko aza, dia zanak'ireo izay nolaviko tsy ho isan'ny amboa miandry ny ondriko akory aza.

Vakio ny toko manontolo Joba 30

Jereo Joba 30:1 amin'ny teny manodidina.