Joba 30:24 MG1865

24 Kanefa tsy manainga ny tànany va ny olona, raha ianjeran'ny rava? Ary tsy mitaraina va izy, raha tratry ny loza?

Vakio ny toko manontolo Joba 30

Jereo Joba 30:24 amin'ny teny manodidina.