Joba 33:6 MG1865

6 Indro, izaho koa mba an'Andriamanitra: tahaka anao ihany; Eny, izaho koa mba nosombinana avy tamin'ny tanimanga.

Vakio ny toko manontolo Joba 33

Jereo Joba 33:6 amin'ny teny manodidina.