Joba 35:6 MG1865

6 Raha manota ianao, moa mahefa inona aminy? Ary raha maro ny fahotanao, mampaninona Azy moa izany?

Vakio ny toko manontolo Joba 35

Jereo Joba 35:6 amin'ny teny manodidina.