Joba 38:16 MG1865

16 Moa efa niditra hatrany amin'ny loharanon-dranomasina va ianao, ary efa nandehandeha tany amin'ny fanambanin'ny lalina?

Vakio ny toko manontolo Joba 38

Jereo Joba 38:16 amin'ny teny manodidina.