Joba 39:25 MG1865

25 Na oviana na oviana no anenoan'ny anjomara dia mihiaka izy. Ary manimbolo ny ady izy, raha mbola lavitra, dia ny akoralava sy ny fitabataban'ny manamboninahitra.

Vakio ny toko manontolo Joba 39

Jereo Joba 39:25 amin'ny teny manodidina.