Joba 41:18 MG1865

18 Raha misy mamely azy amin'ny sabatra dia tsy mahalaitra, na amin'ny lefom-pohy, na ny firombaka, na ny zana-tsipìka.

Vakio ny toko manontolo Joba 41

Jereo Joba 41:18 amin'ny teny manodidina.