Joba 42:10 MG1865

10 Ary Jehovah nampody ny fiadanan'i Joba, raha nivavaka ho an'ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy.

Vakio ny toko manontolo Joba 42

Jereo Joba 42:10 amin'ny teny manodidina.