Joba 42:12 MG1865

12 Ary Jehovah nitahy ny niafaran'i Joba mihoatra noho ny voalohany ka nanana ondry aman'osy efatra arivo amby iray alina sy rameva enina arivo sy omby roa arivo ary borikivavy arivo izy.

Vakio ny toko manontolo Joba 42

Jereo Joba 42:12 amin'ny teny manodidina.