Joba 42:15 MG1865

15 Ary tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ny zanakavavin'i Joba hita tany amin'ny tany rehetra, ary niara-nomen-drainy lova tamin'ny anadahiny izy.

Vakio ny toko manontolo Joba 42

Jereo Joba 42:15 amin'ny teny manodidina.