Joba 7:20 MG1865

20 Na dia ho nanota aza aho, nampaninona Anao moa izany, ry Mpandinika ny olombelona? Nahoana no dia nataonao fikendry aho, ka efa tonga enta-mavesatra amiko aho?

Vakio ny toko manontolo Joba 7

Jereo Joba 7:20 amin'ny teny manodidina.