Joba 7:4 MG1865

4 Raha vao mandry aho, dia mieritreritra hoe: Rahoviana re no hifoha aho? Fa mihalava izany ny alina, ary mivadibadika indrindra aho mandra-pahazavan'ny andro.

Vakio ny toko manontolo Joba 7

Jereo Joba 7:4 amin'ny teny manodidina.