Joba 9:24 MG1865

24 Ny tany efa voatolotra ho eo an-tànan'ny ratsy fanahy; Manarona ny tavan'ny mpitsara eo Izy; Raha tsy Izy no manao izany, dia iza, kosa ary?

Vakio ny toko manontolo Joba 9

Jereo Joba 9:24 amin'ny teny manodidina.