Joela 1:20 MG1865

20 Na dia ny biby any an-tsaha aza dia mihanahana miandrandra Anao, satria ritra ny renirano, ary efa levon'ny afo ny kijana any an-efitra.

Vakio ny toko manontolo Joela 1

Jereo Joela 1:20 amin'ny teny manodidina.