Joela 2:1 MG1865

1 Tsofy ao Ziona ny anjomara! Ary miantsoa mafy ao an-tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin'ny tany; Fa avy ny andron'i Jehovah, eny, efa antomotra izany,

Vakio ny toko manontolo Joela 2

Jereo Joela 2:1 amin'ny teny manodidina.