Joela 3:2

Malagasy Bible

2Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany.

Joela 3:2 — MG1865