Jona 1:10 MG1865

10 Dia raiki-tahotra indrindra ny olona ka nanao taminy hoe: Adray izato ataonao izato! Fa fantany fa nandositra hiala eo anatrehan'i Jehovah izy, satria efa nambarany taminy izany.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:10 amin'ny teny manodidina.