Jona 1:11 MG1865

11 Dia hoy ireo taminy: Hataonay ahoana ary ianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:11 amin'ny teny manodidina.