Jona 1:12 MG1865

12 Ary hoy izy tamin'ireo: Betao aho, ka atsipazo any anatin'ny ranomasina hahatony ny ranomasina aminareo; fa fantatro fa noho ny amiko no mahatonga izao onja mahery izao aminareo.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:12 amin'ny teny manodidina.