Jona 1:15 MG1865

15 Dia nobetain'izy ireo Jona ka natsipiny tany anatin'ny ranomasina; ary dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:15 amin'ny teny manodidina.