Jona 1:16 MG1865

16 Dia natahotra an'i Jehovah indrindra ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah sady nivoady.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:16 amin'ny teny manodidina.