1 Ary Jehovah nanomana hazandrano lehibe hitelina an'i Jona. Ary Jona dia tao an-kibon'ilay hazandrano hateloan'andro sy hateloan'alina.
Vakio ny toko manontolo Jona 2
Jereo Jona 2:1 amin'ny teny manodidina.