Jona 1:4 MG1865

4 Fa Jehovah nahatonga rivotra mahery teny ambonin'ny ranomasina, dia nanonja mafy ny ranomasina, ka dia efa nila ho vaky ny sambo.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:4 amin'ny teny manodidina.