Jona 1:5 MG1865

5 Dia raiki-tahotra ny matilo, ka samy nitaraina tamin'ny andriamaniny avy sady nariany tany anaty ranomasina ny zavatra tao an-tsambo mba hampahatony ny loza. Fa Jona kosa efa nidina nankao anaty sambo ka nandry renoky ny torimaso.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:5 amin'ny teny manodidina.