Josoa 1:11 MG1865

11 Andeha mamaky ny toby, ka mandidia ny olona hoe: Manamboara vatsy ho anareo; fa raha afaka hateloana, dia hita ity Jordana ity ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrareo ho lovanareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 1

Jereo Josoa 1:11 amin'ny teny manodidina.