Josoa 1:14 MG1865

14 Ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo dia hitoetra eo amin'ny tany izay nomen'i Mosesy anareo etỳ an-dafin'i Jordana; fa ianareo lehilahy mahery rehetra dia samy ho voaomana hiady ka hita eo alohan'ny rahalahinareo hanampy azy,

Vakio ny toko manontolo Josoa 1

Jereo Josoa 1:14 amin'ny teny manodidina.