6 Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hampandova ity firenena ity ny tany izay nianianako tamin'ny razany homena azy.
Vakio ny toko manontolo Josoa 1
Jereo Josoa 1:6 amin'ny teny manodidina.