Josoa 1:9 MG1865

9 Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao.

Vakio ny toko manontolo Josoa 1

Jereo Josoa 1:9 amin'ny teny manodidina.