Josoa 10:13 MG1865

13 Dia nijanona ny masoandro, ary nijanona koa ny volana, Mandra-pamalin'ny olona ny fahavalony. Tsy efa voasoratra eo amin'ny Bokin'i Jasara va izany? Dia nijanona teo afovoan'ny lanitra ny masoandro ka tsy nandroso hilentika tokony ho indray andro maninjitra.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:13 amin'ny teny manodidina.